• Zoma 29 Mey 2015
Politique.Depiote Jean Michel Henri Fanalam-baraka ny Solombavambahoaka no nataon’ny filoha

Tena fanalam-baraka ny Solombavambahoaka sy tsy fanomezana hasina ny Antenimiera ny teny nataon’ny filoham-pirenena ireny, hoy ny depiote Jean Michel Henri avy any Ambovombe Androy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Mey 2015
Politique.Sehatra iraisam-pirenena Manohana an’i Hery Rajaonarimampianina

Manara-maso akaiky ny zava-misy eto Madagasikara ny fianakaviambe iraisam-pirenena ary milaza ny heviny amin’ny alalan’ny GIS M izay nivory teny Ankorondrano ny alarobia lasa teo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Mey 2015
Politique.Marc Ravalomanana Sakanana tsy ho any Arivonimamo

Miverina indray ny antsojay ataon'ny fitondrana. Lasibatra voalohany amin'izany ny filoha teo aloha sady filoha nasionalin'ny antoko Tiako I Madagasikara Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Mey 2015
Politique.Fampielezan-kevitra mialoha ny fotoana Nahazo fampitandremana i Harilala Madavision

Nampanantsoin'ny CENIT hiseho teny amin'ny foiben-toerany eny Alarobia omaly i Harilala Ramanantsoa, kandidan'ny fikambanana Madavision amin'ny fifidianana Ben'ny tanàna eto Antananarivo Renivohitra, hatao amin'ny 31 jolay 2015. Nahazo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Mey 2015
Politique.Rajaozanany Jean Claude dit Sa-Y-Ah Mahatoky ny fahendren’ny HCC izahay

Azon-dry zareo fitondram-panjakana atao ny mandrava ny Antenimieram-pirenena raha ilaina izany, hoy ny depiote Rajaozanany Jean Claude dit Sa-Y-Ah voafidy tany amin’ny distrikan’i Mandritsara Faritra Sofia, nefa tsy mahatsara ny firenena ny fanaovana izany amin’izao fotoana izao raha ny hevitro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Mey 2015
Politique.Aiza ny Bianco ? Anjakan’ny kolikoly ireo depiote

Vaky ambatolampy omaly, ary natao resaka ho ren-tany ren-danitra ny fisiana kolikoly teny amin’ny Antenimieram-pirenena manodidina ilay “motion de déchéance” nataon’ny solombavambahoaka.

Hamaky ny tohiny
FTT