- Talata 02 Jona 2015
Politique.Maharante Jean de Dieu Ambonin’ny filoham-pirenena angaha ?
Nanaitra ny mpanara-baovao ny fanambaran’Atoa Maharante Jean de Dieu minisitry ny Asa sy ny Lalàna sosialy tao amin’ny fahitalavitra Tv Plus ny alahady alina teo. Sempotra tamin’ny fanakianana sesilany nataon’Atoa Patrick Raharimanana filohan’ny antoko Vitatsika
Hamaky ny tohiny
