• Alatsinainy 01 Jona 2015
Politique.Fikambanana OTRIKAFO Atosik’i Frantsa hanongana ny filoha ny depiote

Tena misy ny olana eo amin’ny andrim-panjakana eto Madagasikara, hoy ny Otrikafo tarihan’Atoa Rajaonah Andrianjaka miaraka amin’ny FLN

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Jona 2015
Politique.Tsimbazaza Miala any koa ny «Motion de censure»

Ho sasatry ny miarina ny fitondran'i Hery Rajaonarimampianina. Tsy mivalona akory ny fangatahana famerezan-jo «requête en déchéance» ny filohan'ny Repoblika, napetraky ny solombavambahoaka eny anivon'ny Fitsarana avo momba ny lalampanorenana dia re izao fa miala any indray koa ny fitsipaham-pitokisana «motion de censure» ny praiminisitra Ravelonarivo Jean sy ny governemanta tarihiny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Jona 2015
Politique.Ben’ny tanàna kandida Hosoloina PDS avokoa ?

Mikorontana tanteraka ny fiainam-pirenena eto Madagasikara. Vaky bantsilana ny ady eo amin’ireo andrim-panjakana roa samy voafidim-bahoaka

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Jona 2015
Politique.Profesora Zafy Albert Te hiverina eo amin’ny fitondrana ?

Efa manomana ny sain’ny vahoaka malagasy amin’ny fieritreretana izay ho mpitondra ny firenena rahampitso ireo mpanao politika. Ny sabotsy teo Rtoa Lalatiana Ravololomanana raha nivahiny tao amin’ny radio tsy miankina iray dia nanambara

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Mey 2015
Politique.Hery Rajaonarimampianina - Marc Ravalomanana Hihaona maika, hifanazava ?

Mihazakazaka ny toe-draharaha taorian'ny nanapahan'ny solombavambahoaka maro an'isa eo anivon'ny Antenimieram-pirenena hanongana amin'ny toerany ny Filohan'ny Repoblika Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Mey 2015
Politique.Raharaham-pirenena Nambanian’ny prezidansa tanteraka ny depiote

Na dia somary mangingina ihany aza ny eny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza eo am-piandrasana ny valin-teny avy amin’ny HCC dia hita ho mangotrakotraka ihany ny adihevitra miseholany etsy sy eroa.

Hamaky ny tohiny
FTT