• Alakamisy 28 Mey 2015
Politique.Dr Elie Rasoanaivo Manohitra ny fanonganana ny Filoham-pirenena

Naneho ny fomba fijeriny ny toe-draharaha eto amin’ny firenena ny solombavambahoaka teo aloha tany Ambatondrazaka Dokotera Elie Rasoanaivo sy ireo mpiaradia aminy omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Mey 2015
Politique.Jeneraly be kintana Mananatra ireo zandry tsy hitsabaka amin’ny politika

Amin’izao vanim-potoana mampafana ny toe-draharaha politika eto Madagasikara izao dia manentana ireo mpikambana ao amin’ny fianakaviamben’ny Foloalindahy ny manamboninahitra jeneraly iray izay mbola mitana andraikitra ambony amin’izao fotoana izao ny amin’ny tsy tokony haneken’izy ireo hatao fitaovana hiarovana tombontsoa politika intsony. Afo nandoro izany ka tsy mila haverina intsony.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Mey 2015
Politique.Ramose Bruno Afaka ny ahiahy fa eo i Dada

“Afaka tanteraka ny ahiahy fa efa eto i Dada”, hoy Atoa Rakotomiaraka Philippe Bruno, fantatry ny maro any Moramanga amin’ny solon’anarana hoe: “Ramose Bruno”, kandidà ho Ben’ny tanàna any amin’ny kaominina ambanivohitr’i Morarano gara, distrikan’i Moramanga izay mpikambana tamin’ny antoko Tim hatramin’izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Mey 2015
Politique.Rasoarisoa Josephine Sahy hanarina ny kaominina Ankerana Avaratra

Anisan’ireo kandidà vehivavy sahy hifaninana ho Ben’ny tanàna natolotry ny Tiako I Madagasikara any amin’ny kaominina Ankerana Avaratra any amin’ny Distrikan’i Tsiroanomandidy Ramatoa Harisoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Mey 2015
Politique.Naongan’ny depiote ny Filoham-pirenena

Eo am-pelatanan’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana ankehitriny ny hoavy politikan’Atoa Hery Rajaonarimampianina. Nankatoavin’ny 2/3-n’ny Solombavambahoaka halina ny fampiatoana azy tamin’ny asany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Mey 2015
Politique.Rava ny tsena !

Ity no tena tonga amin’ilay fitenenana hoe : rava ny tsena. Neken’ny antenimieram-pirenena ny hamerezan-jo ny filoham-pirenena. Raha adika mazava dia naongan’ny parlemanta halina izany ny filoha Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny
FTT