- Alakamisy 28 Mey 2015
Politique.Depiote HVM Misy ambadika politika ny fanonganana ny filoham-pirenena
Resy lahatra ireo solombavambahoakan’i Madagasikara ao anatin’ny antoko Hery Vaovao ho an’i Madagasikara fa tsy horaisina eny amin’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana ny fitoriana avy amin’ireo depiote vonona ny hampiato ny filohan’ny Repoblika amin’ny asany.
Hamaky ny tohiny