• Alarobia 03 Jona 2015
Politique.Fetison Rakoto Andrianirina “Ratsy fiandohana izao Repoblika fahaefatra izao”

Niala tamin’ny fahanginany i Fetison Rakoto Andrianirina filoha nasionalin’ny antoko Roso ho amin’ny Demokrasia Sosialy manoloana ny toe-draharaha ankehitriny. Notsoriny fa ratsy fiandohana izao Repoblika fahaefatra izao. Resadresaka nifanaovana taminy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Jona 2015
Politique.Kandidà Solombavambahoaka Miara-Dia Miantso ny vahoaka ho tony sy tsy ho voan’ny velam-pandrika intsony

Manoloana ny zava-misy ankehitriny, hoy Atoa Lafatra Rakotovololona Abraham mpitondra teny tamin’ny fitafana tamin’ny mpanao gazety tetsy Andrefanambohijanahary, dia tsy hainay KSMD na ireo Kandidà Solombavambahoaka

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Jona 2015
Politique.Mpandrindra nasionalin’Ambalambahoaka Aoka ny vahoaka ho tony sy hahatoky ny HCC

Mbola nandrenesam-peo indray omaly ny fikambanana Ambalambahoaka ka tamin’ny alalan’ny mpandrindra nasionaly ao aminy, Atoa Harisson Jean, izay nilaza fa manohitra marindrano ny fihetsika miendrika fanonganam-panjakana nataon’ireo solombavambahoaka 121 teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Jona 2015
Politique.Raharaham-pirenena Samy mangina na ny FFM na ny FFKM

Raha mifanasa vangy, mifanebaka imasom-bahoaka ny samy olomboafidy eny anivon’ny andrimpanjakana eo anatrehan’ny fiampangan’ny solombavam-bahoaka ny filohan’ny Repoblika ho manohisosy ny lalampanorenana ka tokony hoverezin-jo hiato amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Jona 2015
Politique.Fitsarana Avo momba ny lalàm-panorenana Voapetraka ny fiarovan-tenan’ny filoha

Voapetraka omaly teny amin’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàm-panorenana na HCC ny fehin-kevitra mirakitra ny fiarovan-tenan’ny filoham-pirenena malagasy manoloana ny fitoriana napetraky ny Solombavambahoaka an-jatony mahery mitaky ny fmapiantoana ny Filoha amin’ny asany eny amin’ny HCC. Atoa Henry Rabary-Njaka,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Jona 2015
Politique.Krizy eto Madagasikara Nampitombo avo telo heny ny olana ara-tsakafo

Mbola lasibatry ny hanoanana ny olona 1 amin’ny 9 na mponina 795 tapitrisa maneran-tany, araka ny tatitra farany navoaky ny Firenena Mikambana momba ny olana

Hamaky ny tohiny
FTT