• Talata 09 Jona 2015
Politique.Tournoi Fampiraisana 2015 FLM Tsarahonenana Lasan’nyFlm Tsarahonena sy Ecar Analamahitsy ary ny Flm 67 ha ireo ondry

Nilamina ary tontosa antsakany sy andavany ny sabotsy teo teny amin’ny kianja sekoly Paul Minault Androhibe ireo lalao famaranana ny fifaninanana “Tounoi Fampiraisana 2015 Tsarahonenana” izay nokarakarain’ny sampana fanatanjahantena ao amin’ny Flm Tsarahonenana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jona 2015
Politique.Dada sy Neny Mandresy miaraka amin’ny vahoaka

Niavaka tsy tahaka ny mahazatra ny ambiasin’ireo mpikotrana teny amin’ny kianjaben’i Mahamasina ny sabotsy 6 jona lasa teo satria vao maraina tamin’ny 5 ora sy sasany dia nigadona teny an-toerana Atoa Marc Ravalomanana sy Ramatoa vadiny nihakazaka niaraka tamin’ny rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jona 2015
Politique.Departemantam-panjakana Amerikanina Naneho ny heviny momba ny raharahan’i Madagasikara

Namoaka fanambarana ny Departemantam-panjakana Amerikanina tamin’ny alalan’Atoa John Kirby, mpitondra teny mikasika ny toe-draharaha politikan’i Madagasikara. Voalaza tamin’izany fa manara-maso akaiky ny fivoaran’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jona 2015
Politique.Fikambanan’ny gadra politika Mila vahana haingana ny disadisa

Tsy mankasitraka ny fihemoran’ny firenena intsony, indrindra manoloana ny fahantrana lalina mianjady amin’ny vahoaka Malagasy ankehitriny ny «Fédération des Ex-Détenus Politiques de Madagascar»

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jona 2015
Politique.Fifanolanan’ireo andrim-panjakana roa Fandaniam-bolam-bahoaka hafa indray ?

Mitohy hatrany ny fandroritana ny raharaha mampifanolana ireo andrim-panjakana roa mpanao lalàna sy mpanatanteraka na dia efa eo am-pelatanan’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana aza ny taratasy fiampangan’ireo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jona 2015
Politique.Hery Rajaonarimampianina Tsy haharitra eo amin’ny fitondrana !

Tsy mbola milamina ny toe-draharaharam-pirenena amin’izao fotoana izao satria dia mitohy hatrany ny disadisa eo amin’ny solombavabahoaka sy ny filoham-pirenena ny amin’ny fanalana ity farany eo amin’ny fitantanana ny tany sy ny

Hamaky ny tohiny
FTT