- Alarobia 10 Jona 2015
Politique.Mpitandro ny filaminana Ara-dalàna tsara ny fisavana natao teny Namontana
Nitondra fanazavana ny zava-nisy afak’omaly alina teny Namontana tamin’ny alalan’ny fanaovana valandresaka ho an’ny mpanao gazety tetsy amin’ny toby Ratsimandrava ny Mpitandro ny filaminana izay notarihan’ny kaomisera Jeneralin’ny polisy, Rakotondraivonona Makera sy ny talen’ny fiambenana sy ny angom-baovao eo anivon’ny zandary, ny Jeneraly Rakotoarison Anthony, omaly talata.
Hamaky ny tohiny