• Talata 09 Jona 2015
Politique.Hamoaka didy ny HCC Nakatona ny VIVA ?

Nahoraka tamin’ny haino aman-jery teto an-drenivohitra sy ny tany amin’ny faritra maro eto Madagasikara ary niely tamin’ny tambajotran-tserasera samihafa amin’ny internet fa hakatona avokoa ny masoivohon’ny VIVA, haino aman-jerin’ny filohan’ny tetezamita teo aloha any amin’ny faritra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Jona 2015
Politique.Pety Rakotoniaina Tanteraho ny tapaka teny amin’ny CCI Ivato

Tsy mbola tafavoaka ao anatin’ny krizy ny firenena raha ny fahitan’ny « Alliance pour la paix de la refondation de la nation » (APRN)

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Jona 2015
Politique.Fanakatonana ny VIVA Tsy mahay maka lesona ny mpitondra, hoy ireo depiote

Omaly alatsinainy antoandro 8 jona no nandrenesanay tamin’ny onjam-peo fa hakatona ny onjam-peo Viva any amin’ny faritany samihafa, hoy ny depiote Ramaherijaona Hajanirina avy any Tsiroanomandidy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Jona 2015
Politique.Rtoa Soanambinina Berthine Hanarina ny kaominina Antsampanimahazo-Faratsiho

“ Mihemotra tanteraka ny kaominina antsampanimahazo-Faratsiho ka izany no naha tapa-kevitra ahy handray andraikitra amin’ny fifidianana ho Ben’ny tanàna”, hoy Rtoa Soanambinina Berthine na Mme Mbinina. kandidà natolotry ny Tim ny tenany, vonona hanarina indray ity kaominina ambanivohitra ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Jona 2015
Politique.Olon-tsotra mpanara-baovao politika Variana amin’ny adin’akoholahy ny fitondrana

Tena variana amin’ny hevi-dravina miendrika adin’akoholahy ny mpitondra fanjakana ankehitriny,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Jona 2015
Politique.Rajaonah Andrianjaka Tsy nivonona ny ho kandida Ben’ny tanàna

Nolavin’ny Fitsarana misahana ny ady ifanaovana amin’ny fanjakana (Tribunal administratif) ny antontan-taratasy firotsahan-kofidian-dRajaonah Andrianjaka, kandidan’ny Otrikafo/FLN

Hamaky ny tohiny
FTT