- Alakamisy 04 Jona 2015
Politique.Julien Radanoara « Mety horaisin’ny miaramila ny fahefana»
Manoloana ny zava-misy ankehitriny dia naneho ny heviny Atoa Julien Radanoara, mpampianatra lalàna ary nanambara ny tenany fa raha misy ny fionganan’ny Filohan’ny Repobilika dia ny miaramila no handray an’io fahefana io ka hanome azy faran’izay haingana amina mpanao politika tsotra hikarakara fifidianana.
Hamaky ny tohiny