• Zoma 05 Jona 2015
Politique.Antenimieram-pirenena Rava maina indray ny fivoriana

Rava maina omaly ny fivoriana nitambarambe azon’ny besinimaro natrehana teny amin’ny Antenimieram-pirenena Tsimbazaza ka nampanantsoin-dry zareo an’ireo minisitra ao amin’ny governemanta voalaza fa angataham-panazavana amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Jona 2015
Politique.HVM Atsimondrano Finganina sy hankahalaina ny filoha Rajaonarimampianina

Tahaka ireo fikambanana politika sy olon-tsotra maro eto amin’ny firenena dia nanao fanambarana koa omaly, teny Ambohijanaka, ny antoko HVM avy eny Atsimondrano izay ahitana kaominina 26.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Jona 2015
Politique.Marc Ravalomanana Ontsa amin’ny toerana misy an’i Madagasikara

Tsy nanafina ny alahelony amin’ny toerana misy an’i Madagasikara amin’izao fotoana izao ny filoha Ravalomanana raha niresaka tamin’ny mpanao gazety tao Antsirabe.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Jona 2015
Politique.Minisitra Mahafaly Olivier Solonandrasana «Horavanay ny Antenimieram-pirenena»

Resaka mba tiana hamalifaliana ireo mpikamban’ny Hery Vaovao ho an’i Madagasikara (HVM) any Bealanana sa tena misy finiavan’ny fitondrana handrava ny Antenimieram-pirenena tokoa any ? Nanaitra ny tenin’ny minisitry ny Atitany sy ny fitsinjaram-pahefana Mahafaly Olivier Solonandrasana, ny fiandohan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Jona 2015
Politique.Saraha Georget Rabeharisoa Nitory eny amin’ny “Conseil d’État”

I Saraha Georget Rabeharisoa no tsy kandida Ben’ny tanàna eto Antananarivo Renivohitra fa izy sy ny antokony dia tsy mipetra-potsiny manoloana ny fizotry ny fanomanana ny fifidianana kaominaly hotanterahina amin’ny 31 jolay 2015.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Jona 2015
Politique.Fanambarana fanohanana ny filoha Nanaiky nanao izany ihany ireo “olobe” ao Toamasina

Nampiantsoan’ny lehiben’ny faritra atsinanana Atoa talata Michel tao amin’ny efitra malalaky ny faritra atsinanana ny alarobia 03 jona teo, ireo “olobe” ao Toamasina maromaro izay notarihan’ny governora teo aloha tao Toamasina Atoa Lahady Samuel sy

Hamaky ny tohiny
FTT