• Alarobia 10 Jona 2015
Politique.Depiote Lanto Rakotomanga Miady amin’ny fahafatesana

Marary mafy tsaboina ao amin’ny Polyclinique Ilafy ny solombavambahoaka Mapar voafidy tao amin’ny Boriborintany faharoa Antananarivo renivohitra Lanto Rakotomanga. Ny dokotera milaza fa ratsy ny toe-pahasalamany, ny olona akaiky azy ihany koa milaza omaly fa miady amin’ny fahafatesana izy. Izany dia vokatry ny setroka baomba mandatsa-dranomaso nisesy nanempotra azy nandritra ny fanakanan’ny mpitandro ny filaminana azy hisavana tamin-kery ny fiara nentiny ny alin’ny alatsinainy teo teny amin’ny “Boulevard de l’Europe” Namontana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jona 2015
Politique.Emmanuel Rakotovahiny Manameloka ny fampiasan-kery

Niala tamin’ny fahanginany ny antoko UNDD manoloana ny toe-draharaha miseho eto amin’ny firenena. Mampalahelo ny fampanjakana ny vola amin’ny fanaovana politika sy ny fametrahana ny fitantanana ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jona 2015
Politique.Emmanuel Rakotovahiny Manameloka ny fampiasan-kery

Niala tamin’ny fahanginany ny antoko UNDD manoloana ny toe-draharaha miseho eto amin’ny firenena. Mampalahelo ny fampanjakana ny vola amin’ny fanaovana politika sy ny fametrahana ny fitantanana ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jona 2015
Politique.Jeneraly Herilanto Raveloharison “Azo atao ny mampiasa hery mba hampiharana ny lalàna”

Tsy tanjona ny fampiasan-kery fa azo atao amin’ny fampiharana ny lalàna, hoy ny jeneraly Herilanto Raveloharison omaly raha nilaza ny heviny momba ny raharaha Lanto Rakotomanga izy

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jona 2015
Politique.Ravelohanta Nirina Hijoro hatrany izahay solombavambahoaka vehivavy

Tena nampihorohoro tokoa ny zava-nitranga ny alin’ny alatsinainy 8 jona teo teny Anosibe Namontana ka nihatra tamin’ny namana depiote Lanto Rakotomanga, hoy ny depiote

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jona 2015
Politique.Depiote Rossy Nifona ampahibemaso

Nifona ampahibemaso tamin’ny ankizy sy ny olona mpijery televiziona tamin’ny alatsinainy alina hifoha talata 9 jona teo ny depiote Rossy tao amin’ny fivoriana nitambaramben’ny Antenimieram-pirenena omaly talata hariva fa nampiseho fihetsika

Hamaky ny tohiny
FTT