Politique

Rajaonah Andrianjaka Tsy nivonona ny ho kandida Ben’ny tanŕna


  • Talata 09 Jona 2015

Nolavin’ny Fitsarana misahana ny ady ifanaovana amin’ny fanjakana (Tribunal administratif) ny antontan-taratasy firotsahan-kofidian-dRajaonah Andrianjaka, kandidan’ny Otrikafo/FLN


 amin’ny fifidianana Ben’ny tanàna eto Antananarivo Renivohitra. Antontan-taratasy tsy feno no voalaza fa antony. Nomena herijika hatreny amin’ny «Tribunal administratif» ny lisitry ny Otrikafo fa tsy voaariny hatramin’ny ora farany ny lesoka, toy ny tsy nivonona hifaninana, ka dia nailika an-daharana izy ireo. Vokatr’io dia nihena ho sivy izany ny isan’ireo kandida Ben’ny tanànan’Antananarivo, hifaninana amin’ny 31 jolay 2015. Notanterahina omaly teny Nanisana ny antsapaka nandaharana ireo kandida ao amin’ny bileta tokana.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

Hijery ny tohiny
FTT