• Alakamisy 11 Jona 2015
Politique.Lalao Ravalomanana “Mivavaha ho an’ny fahavalonao”

Nihaona tamin’ny mpikambana Tim ao amin’ny boriborintany fahefatra tao amin’ny “Espace Mahatazana” Fort Voyron etsy Ambohijanahary omaly i Neny Ravalomanana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Jona 2015
Politique.Ambohiboromanga Ambatondrazaka Olona misandoka ho mpanolotsaina ny filoha nanagadra kandida TIM

Ny alatsinainy teo tokony ho tamin’ny ora hariva no nivoaka ny didy savaranonandon’ny fitsarana ambaratonga voalohany Ambatondrazaka, ny fihazonana vonjimaika an’Atoa Randria Rivoson Dolie,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Jona 2015
Politique.Hery Rafalimanana Olon’ny fisokafana aho

Tsy azo atao ny midoka tena fa nahavita isika fony nitantana ity tanàna ity tamin’ny fotoanandrony naha PDS antsika, hoy Atoa Hery Rafalimanana filohan’ny fikambanana Iarivo Mitambatra raha nifamotoana tamin’ireo mpanara-dia azy tao amin’ny Telozoro Andrefan’ Ambohijanahary omaly antoandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Jona 2015
Politique.Depiote Andilamena sy ny lehiben’ny Faritra Hifanome tanana ho fampandrosoana an’Alaotra

Tombontsoa iombonana no jerena fa hajanona ny resaka firehana eo amin’ny fikatsahana ny tombontsoan’ny vahoaka ao anatin’ny faritra Alaotra Mangoro. Nivoitra izany nandritra ny fitsidihana voalohany notanterahan’ny lehiben’ny Faritra Ranaivonirina Jean Yves tany amin’ny Distrikan’Andilamena ny alatsinainy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Jona 2015
Politique.Raharaha “1 miliara” Hitarika ny faharavan’ny MAPAR

Ny ahiahy tsy ihavanana. Miakatra ny feo ao Ambodivona fa misy Jodasy ao anatiny ao. Ahoana tokoa moa no nahafantaran’ny mpitandro ny filaminana fa nisy volabe nivoaka teny an-toerana, raha tsy nisy namoaka ny tsiambaratelo. Vokatr’iny vola 1 miliara Ian a 200 tapitrisa Ar hita tao anatin’ny fiara nentin’ny solombavambahoaka Lanto Rakotomanga ny alin’ny alatsinainy 8 jona 2015 iny dia re izao fa

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jona 2015
Politique.HCC Hanongana sa hiaro ny filoha ?

Hitodika eny Ambohidahy ny saina aman’eritreritry ny mpanara-baovao ! Anio tokoa mantsy no hanao karazana fitsarana manokana momba ny fangatahana fanonganana ny filoham-pirenena nataon’ny solombavambahoaka ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana.

Hamaky ny tohiny
FTT