- Alakamisy 02 Jolay 2015
Politique.Kaominina ambonivohitra Ambanja Tsy raikitra ny famindram-pahefana
Tsy tanteraka, raha tokony ho natao omaly alarobia 01 jolay 2015, ny famindram-pahefana teo amin’ny Ben’ny tanànan’ny Kaominina ambonivohitra Ambanja sy ny Filohan’ny delegasiona manokana (PDS) vao notendren’ny fanjakana hasolo azy.
Hamaky ny tohiny
