• Talata 30 Jona 2015
Politique.Fikambanana FAIV Antsirabe II Nizara angady ho an’ny tantsaha

Ny kaominina Alakamisy Ambano indray no nisitraka ny fanampiana sy fanohanana nataon’ny Depiote Ravelohanitra Nirina ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jona 2015
Politique.Kandida Rabry Hanarina an’Ambatolampy

“Mihemotra ary tsy nahitana fandrosoana teto Ambatolampy no nanosika hilatsaka ho Ben’ny Tanana”, hoy ny kandidà Rabry natolotry ny antoko Tim ao amin’ny Kaominina ambonivohitra ambatolampy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jona 2015
Politique.Maitre Willy Razafinjatovo Manao fanaparam-pahefana ny fitsarana

Anio maraina amin’ny 8 ora no hiverina hiakatra fitsarana i Rado Rabarilala, mpitondra tenin’ny mpiasan’ny kompania Air Madagascar. Tsy vita omaly ny fihainoana azy teny amin’ny lapan’ny fitsarana teny Anosy noho ny fisavana tsy maintsy mbola natao tamin’ny tranony.

Politique.Manitsy ny MFM Nahazo fanasana tamin’ny 26 jona i Manandafy Rakotonirina

Diso tanteraka ny filazana tamina haino aman-jery iray teto an-drenivohitra fa nitsolantsolana fa tsy nahazo fanasana akory hanatrika ny lanonana nanamarihana ny fetin’ny fahaleovantena ny zoma 26

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jona 2015
Politique.Mpiasan’ny «Air Madagascar» Hanohy ny tolona hatramin’ny farany

Nirohotra teny amin’ny fitsarana Anosy omaly ireo mpiasan’ny «Air Madagascar» manohitra ny sokajian’izy ireo ho tsy rariny sy fanitaram-pahefana avy amin’ny mpitondra fanjakana.

Hamaky ny tohiny
FTT