- Alatsinainy 06 Jolay 2015
Politique.Dr Rakotomanana Gervais Nanao didimpoitra faobe niaraka tamin’ny “FMT”
Efa fanaon’i Dokotera Rakotomanana Gervais ho fanampiana ireo vahoaka sahirana isaky ny boriborintany 5 ao Toamasina, ny famorana na didimpoitra faobe izay iarahany miasa amin’ireo mpitsabo mpanampy sy mpitsabo ihany koa. Tamin’ity taona ity dia ny fikambanana
Hamaky ny tohiny
