• Alarobia 01 Jolay 2015
Politique.Minisitry ny serasera Nahazo teny gasy tamin’ireo depiote

ahazo teny naharary sy nivantambatana tamin’ireo solombavambahoaka omaly teny Tsimbazaza, tamin’ny fanotronany ny fivoriambe azon’ny besinimaro natrehana nentina nandaniana ny fandaharam-potoana manaraka hamaranan’ny Antenimiera ny fivoriana ara-potoana voalohany hatrehan’izy ireo ankehitriny ny minisitry ny serasera sy ny filazam-baovao ary ny fifandraisana amin’ny andrim-panjakana Andrianjato Razafindambo Vonison

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Jolay 2015
Politique.Filoham-pirenena sy ny Depiote Hifanatri-tava anio

Anio indray no voatondro fa hihaonan’ny filoha Hery Rajaonarimampianina amin’ireo depiote. Efa saika notanterahana omaly izany saingy tsy vita.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Jolay 2015
Politique.Rajaonarimampianina variana manapariaka ny HVM Ravolomanana miezaka manatona ifotony ny vahoaka

Raha variana amin’ny fanapariahana sy famelomana ny antoko HVM mitondra ny anarany manerana ny nosy ny filohan’ny Repoblika ankehitriny Hery Rajaonarimampianina amin’ireny fitsidiham-paritra nisesisesy tao ho ao nataony ireny, ny filoha teo aloha filohan’ny antoko Tim, i Dada Ravalomanana Marc kosa dia miezaka manatona vahoaka miezaka mijery ifotony ny tena mahazo azy ireo ka manotany izay tena manahirana azy

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Jolay 2015
Politique.Ambanja Mbola voafidy indray ireo sefo fokontany nesorina

Notanterahina ny alahady 28 jona teo ny fifidianana ireo sefo fokontany hanoloana ireo nesorina tamin’ny toerany iray volana lasa izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Jolay 2015
Politique.Tiako i Madagasikara Narirarira indray ao Miarinarivo

Taorian’i Vakinankaratra dia hanao kongresim-paritra ao Miarinarivo indray ny Tiako I Madagasikara faritra Itasy amin’ity anio ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jona 2015
Politique.Mihozongozona ny fitondrana Hihetsika ny sendika rehetra

Naneho ny heviny mikasika ny raharahara Air Madagascar ny sendikan’ny mpiasa tamin’ny alalan-dRasoamananoro Lalao, sekretera jeneraly eo anivon’ny FISEMARE omaly

Hamaky ny tohiny
FTT