- Zoma 03 Jolay 2015
Politique.Depiote Lanto Rakotomanga Salama tsara ary nivory teny Tsimbazaza
Efa tazana nivory teny amin’ny antenimieram-pirenana ary hita ho salama tsara omaly ny solombavambahoaka Mapar Lanto Rakotomanga izay voarohirohy amin’ilay raharaha 200 tapitrisa ariary tratra tetsy Namontana. Vonton-dranomaso tanteraka ny vehivavy rehefa nahita ny firaisankinan’ireo depiote rehetra tsy an-kanavaka nanohana ny fahatongavany tamin’ny alalan’ny tehaka lava reny sy ny fiarahabana manokana nataon’ireo namany azy.
Hamaky ny tohiny
