• Alatsinainy 06 Jolay 2015
Politique.Fikambanana Ambalambahoaka Nanatanteraka didimpoitra faobe teny Anatihazo I

Nihetsika indray ny fikambanana Ambalambahoaka tamin’ny alalan’ny fanampiana azony avy amin’ny Filohan’ny Repoblika sy ny antoko HVM ka nanatanteraka didimpoitra faobe zaza niisa 300 tao amin’ny Csb II Manampisoa tao Andavamamba Anatihazo I.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Jolay 2015
Politique.Fitsipaham-pitokisana Lakolosy fanairana ho an’ny mpitondra

Tsy midika ho faharesena akory ny vokatry ny fitsipaham-pitokisana tsy nahomby ny faran’ny herinandro lasa teo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Jolay 2015
Politique.Praiminisitra Jean Ravelonarivo Nandray lesona

Niaiky ny praiminisitra Jean Ravelonarivo tamin’ny alalan’ny fanambarana ofisialy nataony ny sabotsy lasa teo fa toa variana mifanandrina amin’ny adilahy politika ny mpitondra ary mahatsapa ny vahoaka fa toa manadino ny tombontsoa iombonana izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Jolay 2015
Politique.Ravalomanana Marc “Marefo ny fitantanana ny firenena”

Niatrika ny kongresim-paritra ny antoko Tiako I Madagasikara avy eto Analamanga ny sabotsy lasa teo teny Anosy Avaratra. Nitarika ny lanonana teny an-toerana ny filoha nasionaly Ravalomanana Marc

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Jolay 2015
Politique.Vondrona Eoropeanina Tsy mahatoky ny mpitondra fanjakana

Tsy mbola antenaina hahavonjy poritra ny fanampiana ara-bola avy amin’ny vondrona eoropeniana. Novakian’i Dada am-batolampy ny tena hevitr’izy ireo momba ny tsy fahatokisana ny mpitondra Malagasy ny sabotsy lasa teo nandritra ny fihaonamben’ny mpikambana ao amin’ny antoko Tiako i Madagasikara ho an’ny faritra avaradrano izay natao teny Anosiavaratra Faravohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Jolay 2015
Politique.RAVALOMANANA MARC Ho avy any Mahajanga tsy ho ela

Andro vitsy sisa isaina dia ho tonga ao Mahajanga Atoa Ravalomanana Marc sy ny delegasiona tarihiny. Mandritra io fahatongavany ao io dia hihaona amin’ireo mpikambana TIM avy ao amin’ny faritra Boeny izy ary hametraka ny fomba fiasa vaovao ho an’ireo kandidan’ny TIM

Hamaky ny tohiny
FTT