- Zoma 10 Jolay 2015
Politique.Neny Lalao Ravalomanana Nihaino ny hetahetan’ny vahoaka
Tsena roa samy hafa no notsidihan’ny kandida Ravalomanana Lalao omaly tapak’andro maraina. Nanombohany izany ny teny amin’ny Esplanade Analakely.
Hamaky ny tohinyTsena roa samy hafa no notsidihan’ny kandida Ravalomanana Lalao omaly tapak’andro maraina. Nanombohany izany ny teny amin’ny Esplanade Analakely.
Hamaky ny tohinyNa dia eo aza ny savorovoro misy etsy sy eroa amin’ny resaka politika ka hilazan’ny sasantsasany fa mety mbola hihemotra ny fifidianana kaominaly dia tsy nahatsindry fo ny olon-tsotra mpanara-baovao politika iray
Hamaky ny tohinyHo renivohitry ny politika i Fianarantsoa rahampitso zoma 10 jolay. Hamory vahoaka hitokana kianjan’Ampasambazaha nasiam-panavaozana ny filohan’ny Repoblika Hery Rajaonarimampianina,
Hamaky ny tohinyTsy misy hidiran’ny filoha teo aloha sady filohan’ny Tiako I Madagasikara velively ireo resaka fitsipaham-pitokisana niseho teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza farany
Hamaky ny tohinyTsy tamim-pisalasalana ny fanehoan-kevitra nataon’Atoa Gaby Vakiniadian, mpanao politika Sekretera jeneralin’ny VAMI, tafaresaka tamin’ny Tia Tanindrazana omaly
Hamaky ny tohinyNoraisina nandritra ny filankevitry ny minisitra natao teny Iavoloha omaly alarobia 8 jolay 2015 ny didim-panjakana manala an’i Henry Rabary Njaka tsy ho talen’ny kabinetran’ny filohan’ny Repoblika intsony
Hamaky ny tohiny