- Alakamisy 09 Jolay 2015
Politique.Fitsipaham-pitokisana nitsefotra Be no narary an-doha teny Tsimbazaza
Somary mangingina ny eny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza taorian’ny fahataperan’ny fotoam-pivoriana ara-potoana natrehan’ireo solombavambahoaka tamin’ny zoma lasa teo. Ireo mpikambana ao amin’ny birao maharitra tarihan’ny filohany
Hamaky ny tohiny
