• Zoma 10 Jolay 2015
Politique.Fampihavanam-pirenena Tsy mahavita azy ny FFM

Notapahan’ny filan-kevitry ny minisitra natao ny alarobia 8 jolay lasa teo fa hatsangana ny komity manokana eo anivon’ny fiadidiana ny repoblika mba handinika ny fanitsiana ny rijan-teny mifehy ny filankevitry ny fampihavanana malagasy na ny FFM.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jolay 2015
Politique.Hery Rajaonarimampianina “Afaka miova toerana sy andraikitra ny olona”

Na ny tenako filohan’ny repoblika aza dia tsy haharitra mandrakizay eo amin’ny toerako fa tsy maintsy misy ny fiovana, hoy i Hery Rajaonarimampianina omaly teny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jolay 2015
Politique.Seranam-piaramanidina Ivato Haharitra 3 taona ny asa fanitarana

Hatomboka tsy ho ela ny asa fanitarana ny seranam-piaramanidina Ivato. Napetraka omaly ny vato fehizoro fanombohana ny tetikasa. Ho hita eny an-toerana ny faritra fampiasam-bola ara-toekarena sy ny toerana malalaka momba fifanakalozana ara-barotra mirefy hatrany amin’ny 700m², hisy ihany koa ny fanorenana “Terminal C”

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jolay 2015
Politique.Fianarantsoa, Ihosy Marc Ravalomanana no “rôle”

Entin’ny tahotra sao tsy hahafeno ny toerana 15.000 ao Ampasambazaha handray ny filohan’ny Repoblika Hery Rajaonarimampianina sa tsy te ho afa-baraka fa tsy mahazaka olona ny mpitondra ? Tsy homena alalana hihaona amin’ny vahoakan’i Fianarantsoa sy ireo mpikambana amin’ny antoko Tiako I Madagasikara manerana an’i Matsiatra Ambony mantsy ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana anio.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jolay 2015
Politique.Pety Rakotoniaina Tsy misy hidirako ny fahatongavan-dRavalomanana aty Fianarantsoa

Raha misy fahatongavan’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana aty an-tanànan’i Fianarantsoa ankehitriny dia tsy misy hidirako izay antony hahatongavany aty fa manana ny fandaharam-potoanany izy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jolay 2015
Politique.Rivo Rakotovao Tsy maintsy tapaka ny karama rehefa tsy miasa

Tsy maintsy tapaka ny karaman’ny mpiasa izay efa tsy miasa mandritra ny iray volana satria misy ny fepetra sy fitsipika tsy maintsy arahana fa tsy hoe samy manao izay tiany eto

Hamaky ny tohiny
FTT