Politique

Fitsipaham-pitokisana ny governemanta “Tsy nisy hidiran’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana”


  • Alakamisy 09 Jolay 2015

Tsy misy hidiran’ny filoha teo aloha sady filohan’ny Tiako I Madagasikara velively ireo resaka fitsipaham-pitokisana niseho teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza farany

 

teo ireny na dia maro aza no nieritreritra izany, hoy ny depiote voafidy tao amin’ny Boriborintany faha-2 Antananarivo Renivohitra Randrianarisoa Stanislas, fa tena nahim-ponay samirery tsirairay avy ny fanapahan-kevitra noraisinay tamin’ireny fifidianana natao ireny. Izaho depiote Stanislas manokana dia sahy manambara fa ny feon’ny fieritreretako manokana no nakako fanapahan-kevitra tamin’iny toe-draharaha iny.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT