- Alarobia 08 Jolay 2015
Politique.Ratrema William Mitaky fitiavan-tanindrazana ny toe-draharaha ankehitriny
Hanao hetsika samihafa mba hanomezana ireo fahalalana ilaina ho famantarana ifotony an’i Madagasikara ny Gasikara Manan-kasina (GAM). Nambaran’Atoa Ratrema William, filohan’ny GAM fa mitaky fitiavan-tanindrazana ny toe-draharaha ankehitriny.
Hamaky ny tohiny
