• Alatsinainy 13 Jolay 2015
Politique.Lalana Ambohitrarahaba-Antanandrano Tsy maintsy vita ny anarany, hoy Ravelonanosy Bruno

Nampanontany tena ny maro ny fahelan’ny fahavitan’ny ampahan-dalana namboarina mampitohy ny tanànan’Ambohitrarahaba amin’Antanandrano fandehanan’ny zotra 109. Raha ny marina dia nanaovan’ny kandidà ho ben’ny tanàna Hvm eny Ankadikely Ilafy, Ravelonanosy Andriantefy Bruno, angoantenda ny fanombohana an’io asa io Ka nisian’ilay takela nalaza hoe : “Miasa ho anao Ravelonanosy Bruno”.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Jolay 2015
Politique.Randriamanjarisoa Dieudonné Vonona hampandroso an’Andranonahoatra

Tonga teny amin’ny foiben’ny CENIT Alarobia ny sabotsy maraina teo ireo kandida ben’ny tanàna 126 ho an’Antananarivo atsimondrano sy ny mpiray lisitra amin’izy ireo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Jolay 2015
Politique.Lalao Ravalomanana “Ilaina ny fifampifehezana”

Nitsidika ny Trano manga Ampasanimalo, Boriborintany Faharoa Rtoa Lalao Ravalomanana ny sabotsy lasa teo ary nizara sakafo sy bodofotsy ho an’ny olona 400, zokiolona, ankizy, amin’izao vanim-potoan’ny ririnina izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Jolay 2015
Politique.Mpitantana teo aloha tao Vakinankaratra Hogadrain’ny fitondrana ?

Manao izay ho afany ny fanjakana amin’ny fanasongadinana ny kandidàn’ny HVM amin’izao ankatoky ny fampielezan-kevitra izao. Mitady izay fomba rehetra hanehoana fa miasa ny mpitondra ary manao ny famaliana ny hetahetan’ny vahoaka

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Jolay 2015
Politique.Randriafenosoa Victor Mila olona tsy voabaikon’ny resaka politika ny renivohitra

Na dia eo aza ny savorovoro misy etsy sy eroa amin’ny resaka politika ka hilazan’ny sasantsasany fa mety mbola hihemotra ny fifidianana kaominaly dia tsy nahatsindry fo ny olon-tsotra mpanara-baovao politika iray, Atoa Randriafenosoa Victor,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Jolay 2015
Politique.Razafindrafito Lova Narivelo Tsy depiote HVM izahay fa vondrona parlemantera ihany

Novakian’ny depiote Razafindrafito Lova Narivelo filohan’ny vondrona parlemantera HVM teny Tsimbazaza tamin’ny faran’ny herinandro teo fa tsy depiote lany tamin’ny antoko HVM

Hamaky ny tohiny
FTT