• Talata 14 Jolay 2015
Politique.Marc Ravalomanana Any Mahajanga hatry ny omaly hariva

Any Mahajanga renivohitr’i Boeny Atoa Marc Ravalomanana nanomboka omaly hariva. Vao maraina dia efa nisomebiseby ireo mpanohana azy tamin’ny fanomanana ny fitsenana azy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Jolay 2015
Politique.Naivo Raholdina Samy hafa ny PMP sy ny NMP ka tsy tokony hampifangaroana

Nitondra fanazavana manokana mikasika ny PMP (Plateforme pour la majorité présidentielle) hivondronan’ireo solombavambahoaka teo aloha nanohana ny fitondrana sy ny NMP na ny “Nouvelle majorité

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Jolay 2015
Politique.Naivo Raholdina Samy hafa ny PMP sy ny NMP ka tsy tokony hampifangaroana

Nitondra fanazavana manokana mikasika ny PMP (Plateforme pour la majorité présidentielle) hivondronan’ireo solombavambahoaka teo aloha nanohana ny fitondrana sy ny NMP na ny “Nouvelle majorité

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Jolay 2015
Politique.Lalao Ravalomanana Teny amin’ny tsenan’Ambohimanarina

Nitsidika ny tsenan’Ambohimanarina omaly hariva Rtoa Lalao Ravalomanana kandidan’ny Tiako i Madagasikara ho an’Antananarivo Renivohitra amin’ny fifidianana ben’ny tanàna.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Jolay 2015
Politique.FMFZ Manohana ny kandida TIM rehetra manerana ny Nosy

Nilaza ny fikambanana FMZF na Fikambanana Mpankafy Fanatajahantena sy Zavakanto fa manohana an’ireo kandidà ho ben’ny tanàna natolotry ny antoko TIM manerana ny Nosy izy ireo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Jolay 2015
Politique.Marc Ravalomanana Miha matanjaka hatrany

Niezaka mafy nanao serasera matanjaka mba hanakonana ny dian’i Marc Ravalomanana tany atsimo sy ny fikarakaran’ny TIM kongresim-paritra ny fitondram-panjakana sy ireo mpiara-dia aminy saingy tsy nahasakana ny firodorodon’ny vahoaka hihaona sy hiresaka amin’ity filoha teo aloha ity izany

Hamaky ny tohiny
FTT