Politique

Rivo Rakotovao Tsy maintsy tapaka ny karama rehefa tsy miasa


  • Zoma 10 Jolay 2015

Tsy maintsy tapaka ny karaman’ny mpiasa izay efa tsy miasa mandritra ny iray volana satria misy ny fepetra sy fitsipika tsy maintsy arahana fa tsy hoe samy manao izay tiany eto

 

.Izay no nambaran’ny minisim-panjkana Rivo Rakotovao omaly momba ny fanapahana ny karaman’ny mpiasa sasany eo anivon’ny sampandraharahan’ny fananan-tany izy.Tsy maintsy mandray andraikitra ny fitondrana, hoy izy ary raha hoe omena ministera manokana hisahana ny fananan-tany dia ny filoham-pirenena sy ny praiminisitra ihany no manana fahefana amin’izany ka aleo any no miresaka hoy hatrany ity minisim-panjakana ity izay tena henjakenjam-piresaka mihitsy momba ny fitokonan’ny mpiasan’ny fananan-tany etsy Anosy.

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT