- Alatsinainy 20 Jolay 2015
Politique.Dada tany Morondava Notapahana ny jiro rehefa hikabary izy
Nitohy tao Morondava sy Toliara, ny sabotsy teo ny fanentanana ny mpifidy nataon’ny filoha Marc Ravalomanana hifidy ny kandidan’ny antokony Tiako i Madagasikara (TIM) hanombohana ny asa fampandrosoana eny Ifotony.
Hamaky ny tohiny