- Talata 21 Jolay 2015
Politique.Fampielezan-kevitra Mandeha sahady ny fampandriana adrisa
Miseho lany sahady amin’izao andro vitsivitsy nanombohan’ny fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana ho ben’ny tanàna sy mpanolotsain’ny tanàna izany fampandriana adrisa sy fampanantenana poakaty ataon’ireo kandidà sasantsany.
Hamaky ny tohiny
