• Alatsinainy 20 Jolay 2015
Politique.Fanarahana propagandy Tsy misy alahady sy andro fety

Tena tsy misy hoe andro alahady sy andro fety izany ny fanarahana propagandy fa raha mbola mihiratra koa io masoandro io rehefa nekeny ny hanohana kandidà irian’ny fon’ny tena dia andao

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Jolay 2015
Politique.Famaranana ny Afrobasket Tsy noraharahian’ny mpitondra fanjakana ?

Nampanontany tena ny maro omaly teny amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina ny tsy nahatazanana tompon’andraikim-panjakana malagasy ambony tonga nanatrika ny famaranana sy fanolorana ny amboara samihafa tamin’ny lalao Afrobasket U 16 zavavavy taona 2015 afa-tsy ny DSF

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Jolay 2015
Politique.Raniriharinosy - AREMA Hanokatra orinasa mpanodina fako eto an-drenivohitra

Hanokatra orinasa mpanodina fako matihanina eto an-drenivohitra Raniriharinosy, kandida mpifaninana ho Ben’ny tananan’Antananarivo hatolotry ny antoko AREMA. Anisan’ny tena olana goavan’ny mponina eto an-drenivbohitra mantsy izany raha araka ny nambarany

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Jolay 2015
Politique.Lalao Ravalomanana Hanorina ho an’ ny tanàna

Vao andro voalohany fanokafana ny fampielezan-kevitra fifidianana kaominaly dia efa feno ohatry ny atody, araka ny fomba fiteny ny kianjan’ny Finoana Magro Behoririka omaly. Azo ambara tsy omby mihitsy ny toerana ka sahirana hatramin’ny fifamoivoizana teny amin’ny manodidina noho ny hamaroan’ny olona tonga nanohana ny kandida ben’ny tanàna atolotry ny antoko matanjaka Tiako I Madagasikara Lalao Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Jolay 2015
Politique.Antsojay sa….

Nesorina tamin-dRavalomanan ny « Vehicule de sécurité »

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Jolay 2015
Politique.Lôla Namorona ny hira faneva ho an’i Lalao Ravalomanana

I Lola fantatra tamin’ny hira tahaka an’i « Nadety », “Ny vehivavy” no namorona ny hira faneva ho an’ny kandidan’ny TIM eto Antananarivo renivohitra Rtoa Lalao Ravalomanana, ary noventesina voalohany teny amin’ny kianjan’ny Magro omaly maraina izany.

Hamaky ny tohiny
FTT