Politique

Tandindon’ny ho avy


  • Alatsinainy 20 Jolay 2015

Miditra amin’ny herinandro faharoa ny fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana kaominaly, hery politika roa goavana dia ny TIM sy ny HVM

 


aloha izao no tena hita fa mihetsiketsika fatratra manerana ny nosy .Amin’ity herinandro ity kosa no fantatra fa hiditra an-tsehatra hanao propagandy ka hampahafantatra ireo kandida tohanany i Andry Rajoelina ka hisafidy ny ho any Fianarantsoa sy Toamasina.Tahaka ny efa mazava ihany ny ho fifandanjan-kery aorian’ny 31 jolay ka azo antoka fa tsy mintsy hisy ny fikitihana ny governemanta ; hita fa tena mahazo olona ary mety hahazo ben’ny tanàna maro ny Tiako i Madagasikara, tombony lehibe ho an’ity antoko ity rahateo ny maha eto an-toerana ny filoha mpanorina azy sy ny fahafahany mitety an’i Madagasikara manao fampielezan-kevitra sy ny mihaona mivantana amin’ny vahoaka.Toa efa fambara ny mety ho tohin’ny tantara afaka 3 taona ny fahitana ny tranga misy sy ny fietanam-pon’ny olona, leo krizy sy resabe ka miandrandra zavatra matotra sy azo antoka .

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT