• Zoma 17 Jolay 2015
Politique.Vonjy Be Hanokatra Lycée sy «Matérnité» ho an’Antehiroka

Fanompom-pivavahana iraisam-pinoana tao ao amin’ny Restaurant Prixmini Ambohibao no nisantaran’ny kandida Vonjy Be na Raharinisa Vonjiniana ny fampielezan-keviny omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Jolay 2015
Politique.ANTOKO AREMA Hamerina ny pôlitikam-pampandrosoan’i Amiraly

Mandray anjara mavitrika amin’ny fifidianana kaominaly ny antoko AREMA ary mihevitra ny hamerina ny politikam-pampandrosoan’i Amiraly

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Jolay 2015
Politique.Harilala Ramanantsoa Fanompoam-pivavahana no nanokafana ny fotoana

Teny amin’ny foibeny teny Faravohitra no nisantatra ny fampielezan-keviny ny kandida ben’ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Jolay 2015
Politique.Lalatiana Rakotondrazafy « Tsy hihemotra amin’ny sakana izahay »

Nanazava ny resaka mandeha mikasika ny mbola tsy nametrahany taratasy fangatahana toerana hahafahana manao fampielezan-kevitra Rakotondrazafy Lalatiana, kandidan’ny ben’ny tanànan’Antananarivo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Jolay 2015
Politique.Lalatiana Ravololomanana Namaky sehatra teny ambany tanàna

Nisafidy ny hamonjy ny eny ambany tanàna sy ireo faritra heveriny ho maro vahoaka sahirana i Lalatiana Ravololomanana,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Jolay 2015
Politique.Hery Rajaonarimampianina Manambany tena manao asana minisitra

Mangotraka ny fitetezam-paritra ataon’ny filoham-pirenena mandritra izao fampielezan-kevitra hoan’ny fifidianana ben’ny tanàna izao.

Hamaky ny tohiny
FTT