• Alarobia 22 Jolay 2015
Politique.Kaominina Ivato - Ambohidratrimo Misy kandida 4 niala an-daharana ?

Henjana ny fifaninanana ao amin’ny Kaominina Ivato – Distrikan’Ambohidratrimo. Ivato sy rahateo no kaominina betsaka kandida Ben’ny tanàna indrindra manerana ny Nosy, 13 izy ireo

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Jolay 2015
Politique.HVM Toamasina Tonga eny ambavahadin-tsekoly manao propagandy

Nilaza ny tsy nanao fampielezan-kevitra ny HVM Toamasina ny talata 21 jolay andron'ny CEPE saingy

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Jolay 2015
Politique.Propagandy Tsy midika inona ny hamaroan’ny olona

Mafotaka dia mafotaka ny famoriana vahoaka hanatrika ny fanazavan-kevitra ataon’ireo kandidà isan’isany amin’izao fiatrehana ny propagandy izao ankehitriny. Samy manana ny fomba fiantsoany ny olona hanatrika ireny famoriam-bahoaka ireny ny kandidà tsirairay avy amin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Jolay 2015
Politique.Ravelonarivo Jean « Tsy voatery hahafaly ny rehetra ny lalàna »

Manoloana ny fanahian’ny mpanao politika sasany ny amin’ny mety hisian’ny korontana aorian’ny fifidianana noho ny fiovaovan’ny lalàm-pifidianana dia namaly azy ireo ny praminisitra fa tsy voatery natao hahafa-po ny rehetra ny lalàna

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Jolay 2015
Politique.Noho ny Cepe Tsy hanao propagandy i Neny

Hipok’olona hatrany ny toerana rehetra nolalovan’i Lalao Ravalomanana hatramin’ny nanombohan’ny fampielezan-kevitra, nitety ny boriborintany faharoa indray omaly izy sy ireo mpiara-dia aminy ka anisan’izany ny teny Andohalo, Manjakamiadana, Ambohipotsy,Andohamandry ,Ambanidia…

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Jolay 2015
Politique.Vanim-potoan’ny fampielezan-kevitra Araraotin’ireo mpanao trafikana boaderôzy

Tsy handefitra ny fitondram-panjakana fa tsy maintsy handray fepetra amin’ireo olona manararaotra ny vanim-potoan’ny fifidianana mba hamindrana toerana ny boaderôzy na hanondranana izany mihitsy, hoy ny minisitry ny tontolo iainana Beboarimisa Ralava

Hamaky ny tohiny
FTT