- Alakamisy 23 Jolay 2015
Politique.Iza no ho rava aloha Tsimbazaza sa Mahazoarivo ?
Rehefa vita ny fifidianana dia anisan’ny raharaha miandry ny fanjakana indrindra fa ny governemanta ny fandinihana ny tetibola nasiam-panitsiana.
Hamaky ny tohinyRehefa vita ny fifidianana dia anisan’ny raharaha miandry ny fanjakana indrindra fa ny governemanta ny fandinihana ny tetibola nasiam-panitsiana.
Hamaky ny tohinyAraka ny fotoana efa nomeny ny vahoaka dia nitety faritra maro teto an-drenivohitra indray omaly Rtoa Lalao Ravalomanana-kandida laharana faha 6 ka nihaona mivantana tamin’ny vahoaka teny amin’ny boriborin-tany faha-5 omaly.
Hamaky ny tohinyNy hanao pao-droa no tanjon’ny Tiako I Madagasikara eto Antananarivo renivohitra amin’ny fifidianana hatao amin’ny 31 jolay 2015 : Ben’ny tanàna i Lalao Ravalomanana ary manana ny maro an’isa eo anivon’ny Filankevitry ny tanàna.
Hamaky ny tohinyNofoanana ny fandehanana «congé» ho an’ny mpiasan’ny Kaominina Antananarivo renivohitra (CUA) ato anatin’ny 100 andro,
Hamaky ny tohinyMiverina amin’ny laoniny rehefa avy niato kely omaly noho ny fanajana ireo ankizy niatrika ny fanadinana CEPE ny fampielezan-kevitry ny kandida laharana faha 6 Lalao Ravalomanana eto an-drenivohitra
Hamaky ny tohinyMitety ny Faritra SAVA, DIANA ary Sofia ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana hatry ny omaly. Tao Antalaha, Sambava, Ambilobe izy sy ny delegasiona avy amin’ny birao politika nasionalin’ny Tiako I Madagasikara tarihiny manolotra ireo kandidan’ny antoko amin’ny fifidianana Ben’ny tanàna sy
Hamaky ny tohiny