Politique

Alaotra


  • Talata 21 Jolay 2015

Miisa 19 mianadahy ireo kandida tohanana ny fikambanana Alaotra miray hina any amin’ny distrika Ambatondrazaka sy Amparafaravola.

 


Ny depiote Andriamasimanana Aureline no mikarakara sy miezaka manao ny fampielezan-kevitr’izy ireo. Tsy hijerena loko politika ny fampandrosoana hoy Rtoa Solombavambahoaka fa izay olona manana finiavana hampandroso dia notohanako .

Constant Raveloson

Misalotra tanteraka ny lokon’ny TIM ary dia manao propagandy miaraka amin-dRamatoa Lalao Ravalomanana Atoa Constant Raveloson avy ao amin’ny MFM na dia efa nanambara aza ity antoko ity fa tsy mbola manohana kandida eto an-drenivohitra.

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT