- Zoma 24 Jolay 2015
Politique.Ravalomanana tany Mahajanga Hipok’olona izay nalehany rehetra
Fitsidihana faharoa ny tanànan’i Mahajanga indray no nataon’Atoa Ravalomanana Marc omaly maraina
Hamaky ny tohinyFitsidihana faharoa ny tanànan’i Mahajanga indray no nataon’Atoa Ravalomanana Marc omaly maraina
Hamaky ny tohinyMitady ho hafahafa ny fandehan’ny raharaham-pifidianana amin’ny 31 jolay, mandeha mantsy izao ny resaka fa misy ny fomba fangalaram-bato ho atao mandritra io fifidianana kaominaly io ka bileta tokana efa voamarika mialoha no ho zaraina amin’ireo mpifidy
Hamaky ny tohinyRakotra olona rehefa mety ho arabe tao an-tampon-tanànan’Antsiranana omaly tamin’ny tapakandro hariva manontolo mandrak’alina nahatongavan’i Marc Ravalomanana tao an-toerana.
Hamaky ny tohinySahiran-tsaina miady izay olona hatao talen’ny kabinetrany ny filohan’ny Repoblika Hery Rajaonarimampianina taorian’ny nisaorany an’i Henry Rabary-Njaka tamin’ny 8 jolay 2015 noho ny raharaha Air Madagascar.
Hamaky ny tohinyTontosa omaly teny amin’ny Carlton Anosy ny fampihaonana voalohany ireo kandida ho ben’ny tanàna eto Antananarivo renivohitra, tsy dia tena nisy firy ny zavatra nisongadina fa samy niezaka
Hamaky ny tohinyMiditra amin’ny herinandro faharoa sady farany ny fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana Ben’ny tanàna manomboka anio. Manomboka miseho ny nafenina tao anatin’izay herinandro dila izay. Ny isany fotsiny no betsaka fa saika kandidan’ny fitondrana avokoa ireo mifaninana amin’i Lalao Ravalomanana.
Hamaky ny tohiny