Politique

HVM Toamasina Tonga eny ambavahadin-tsekoly manao propagandy


  • Alarobia 22 Jolay 2015

Nilaza ny tsy nanao fampielezan-kevitra ny HVM Toamasina ny talata 21 jolay andron'ny CEPE saingy

 

nameno ireo ivontoeram-panadinana ny atoandro sy ny hariva izy ireo mody nizara bisky sy vatomamy ho an'ny mpiadina nefa mizara ihany koa “flyers” ho an'ireo mpaka mpiadina sy ireo mpandalo amin'ny arabe manamorona ireo ivo-toeram-panadinana, toy ny tao amin'ny CEG Radama I.

Nangonin’i Jean D.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT