Politique

Ravelonarivo Jean « Tsy voatery hahafaly ny rehetra ny lalŕna »


  • Alarobia 22 Jolay 2015

Manoloana ny fanahian’ny mpanao politika sasany ny amin’ny mety hisian’ny korontana aorian’ny fifidianana noho ny fiovaovan’ny lalŕm-pifidianana dia namaly azy ireo ny praminisitra fa tsy voatery natao hahafa-po ny rehetra ny lalŕna

 

. « Tany  tan-dalàna isika ka tokony hanaja izany ary ny tany demokratika  toa an’ Madagasikara ihany  koa dia mandala ny fanjakana tsara tantàna », hoy ny piraiminisitra.  Ho an’ireo  izay  minia  mandika  ny lalàna misy hoy hatrany  ny  lehiben’ny  governemanta dia misy  ihany koa ny lalàna mamehy izany. Hendry ny Malagasy hoy hatrany ny nambarany ka tokony  hanaiky izay voka-pifidianana eo. Misy  rahateo ny mpanara-maso vahiny avy atsy Afrika sy avy any Etazonia hoy ny nambarany ka tsy tokony hisy hampanahy.

Andry Ratovo  

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT