- Zoma 24 Jolay 2015
Politique.Propangandy tany Sambava Tanora 3 namoy ny ainy, 4 maratra mafy omaly
Andro maloka ho an’ny antoko Leader Fanilo any Sambava ny omaly alakamisy 23 jolay.
Hamaky ny tohinyAndro maloka ho an’ny antoko Leader Fanilo any Sambava ny omaly alakamisy 23 jolay.
Hamaky ny tohinyMitombo an-daharana ireo mpanohana an’i Neny Lalao Ravalomanana, kandida naroson’ny antoko Tiako I Madagasikara ho Ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra
Hamaky ny tohinyNamaly bontana ny fomba fijery hafahafa nilaza fa nivadika palitao ka lasa TIM Atoa Raveloson Constant raha nitafa tamin’ny mpanao gazety teny Faravohitra omaly. Mbola «MFM ara-dalàna ny tenako», hoy izy, fa manambara kosa fa manohana an’i Neny Lalao Ravalomanana
Hamaky ny tohinyMiditra amin’ny herinandro faharoa sady farany ny fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana Ben’ny tanàna manomboka anio. Manomboka miseho ny nafenina tao anatin’izay herinandro dila izay. Ny isany fotsiny no betsaka fa saika kandidan’ny fitondrana avokoa ireo mifaninana amin’i Lalao Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyTeny Ankeniheny ao amin’ny Boriborintany faha-6 no nanatanterahan’ny Kandidà Stand Up Tanà ny fampielezan-keviny omaly alakamisy 23 jolay 2015
Hamaky ny tohinyAmbatolampy Avaratanana, Andranomena , Ambatolampy Antehiroka, Ambohimanandray, Ambodimita,
Hamaky ny tohiny