Politique

Lalao Ravalomanana Ho avy eny Andraisoro,Ambatomainty,Andravoahangy anio


  • Alarobia 22 Jolay 2015

Miverina amin’ny laoniny rehefa avy niato kely omaly noho ny fanajana ireo ankizy niatrika ny fanadinana CEPE ny fampielezan-kevitry ny kandida laharana faha 6 Lalao Ravalomanana eto an-drenivohitra

 


 

.Hisantarana izany vao maraina ny eny Ankadindramany tsena, Ambohidahy, Ampanotokana, Tsarahonenana ary ao Andraisoro no hisy fihaonambe amian’ny vahoaka hamaranana ny tapany maraina.Ny tolakandro kosa manomboka amin’ny 2 ora sy sasany dia hanomboka ny fitetezam-paritra eny Ambatomainty,Manjakaray indray i Neny sy ireo mpiara-dia aminy ; hitsidika sy hihaona mivantana amin’ny mponina eny Ambodivona, Anjanahary , Andravoahangy Mascar ihany koa.

Nangonin’i RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT