Nofoanana ny fandehanana «congé» ho an’ny mpiasan’ny Kaominina Antananarivo renivohitra (CUA) ato anatin’ny 100 andro,
nanomboka tamin’ity volana jolay ity. Hanenjehana vokatra RRI miaraka amin’ny ministeran’ny Ati-tany, toy ny 100 andro nataon’ny governemanta no voalaza fa antony. Izay tokoa ve no tena izy, indrindra fa hotanterahina afaka andro vitsy, 31 jolay 2015, ny fifidianana Ben’ny tanàna, sa mbola hotazomina ho Delegasiona manokana no hitantana ny CUA ?
Jean D.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.