• Alatsinainy 27 Jolay 2015
Politique.Ankadikely Ilafy Randriamanganoro Georges no tena kandidan’ny TIM hoy i Dada

Ny tsy fisian’ny fitoniana ara-politika no mampahantra ny firenena raha araka ny fanazavan’ i Dada Ravalomanana nandritra ny fandalovany teny amin’ny kaominin’Ankadikely ny sabotsy lasa teo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Jolay 2015
Politique.Coliseum Antsonjombe Nilatsaka ny sarontavany, niesona i Saraha Georget

Tsy naharitra fa tonga nanohana an’i Lalatiana Rakotondrazafy teny amin’ny Coliseum Antsonjombe i Andry Rajoelina omaly nandritra ny fampielezan-kevitra nataony. Nanana kandida tampoka indray izany ny MAPAR an-dRajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Jolay 2015
Politique.Andry Rajoelina “Mbola hiverina eo amin’ny fitondrana aho”

Nandritra ny kabary nataon’i Andry Rajoelina ny sabotsy lasa teo tany Mahajanga dia tsy nisalasala izy nilaza fa mbola hiverina eo amin’ny fitantanana ny firenena ny tenany

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Jolay 2015
Politique.Marc Ravalomanana «Mila sahy isika»

Tsy mipetrapetraka izany fa dia manohy isan’andro ny fitetezam-paritra ataony Atoa Marc Ravalomanana ho fanentanana ny olona hifidy ny kandida atolotry ny TIM, satria izay no antoky ny fampandrosoana ifotony

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Jolay 2015
Politique.Manandafy Rakotonirina « Tsy miaraka amin’ny TIM intsony izahay »

Efa tsy miaraka amin’ny TIM intsony izahay hoy ny filoha nasionalin’ny antoko MFM omaly,

Hamaky ny tohiny
FTT