• Talata 28 Jolay 2015
Politique.Diso kajy i Lalatiana Mpijery fetin’Avaradrano no nameno ny “Coliséum”

Mpijery fety amin’iny faritra Avaradrano, Ambohitrarahaba, Ankadikely, mipaka any Sabotsy Namehana no nameno ny antsasa-manilan’ny toerana tao amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Jolay 2015
Politique.MAPAR Toamasina Tsy voaloa ny karaman’ireo mpanao karnavaly

Nisahotaka ny tao Ankirihiry misy ny foiben’ny MAPAR omaly noho ny tsy fahaloavan’ny karaman’ireo “tuc-tuc” sy “cyclo-pousse” nanaovana karnavaly nitsenana an’i Andry Rajoelina tamin’ny alahady,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Jolay 2015
Politique.Ambatondrazaka Misy mandrahona ho faty ny kandidan’ny Alaotra Miray Hina

Velon-taraina amin’ny fihetsika hasehon’ireo kandida sasany ny fikambanana Alaotra Miray Hina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Jolay 2015
Politique.Atallah Béatrice-Rivo Rakotovao- Paul Rabary Nanao tambabe fa tsy nahavaky sehatra tao Tolagnaro

Nanao be midina tany Tolagnaro ireo minisitra HVM nahitana an’i Atallah Béatrice tompon-tanàna, Rivo Rakotovao ary Paul Rabary ny sabotsy teo nanohana ireo kandida Ben’ny tanàna HVM.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Jolay 2015
Politique.Marc Ravalomanana Hitsidika an’i Vakinankaratra ihany

Hafaliana indray ny an’ny mpomba an’i Marc Ravalomanana sy ny mpanohana ny kandidà Tovo Rabarijaona nahare fa ho avy eto Antsirabe sy Vakinankaratra ihany i Dada

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Jolay 2015
Politique.Nitorajofo Andohatapenaka Efa lasan’i Neny Antananarivo

Goavana dia goavana ny hetsika ! Nifanitsa-kitro ny olona teny Antanimenabe- Andohatapenaka omaly…

Hamaky ny tohiny
FTT