Politique

Andry Concept Nisafidy ny hanao « porte ŕ porte »


  • Zoma 24 Jolay 2015

Teny Ankeniheny ao amin’ny Boriborintany faha-6 no nanatanterahan’ny Kandidŕ Stand Up Tanŕ ny fampielezan-keviny omaly alakamisy 23 jolay 2015

 

 ka fanentanana ny olona hatrany no natao tamin’izany. Tokony nanohy izany tao amin’ny Ans Ampefiloha no nanohizana izany satria efa nahazoana alalana mazava tamin’ny prefektiora sy ny Pds –n’Antananarivo nefa dia nolavin-dry zareo tao amin’io Ans io satria tsy naka alalana tao amin-dry zareo hono. Mba ho fifanajana sy tsy hisian’ny korontana amin’izao andron’ny fampielezan-kevitra izao dia naleonay najanona io praograma io,hoy ny mpikarakara. Ny « porte à porte » kosa anefa dia nandeha tsara hatrany. Anio zoma 24 jolay kosa dia ho eny an-tanànan’Ambatolampy  ao amin’ny Boriborintany faha-6 ny kandidà Stand Up Tanà avy eo ho eny Andohatapenaka akaikin’ny « Ecole Préférence ». Hisy koa ny fandalovana eny amin’ny Chicago Manjakaray sy eny amin’ny Sud Masay.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT