• Zoma 07 Aogositra 2015
Politique.Andrim-panjakana politika Fototra manapotika ny firenena

Nitondra fanazavana misimisy kokoa mikasika ilay boky nosoratany niaraka tamin’ny profesora Daron Acemoglu avy any Massachussetts «Why Nations Fail

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Aogositra 2015
Politique.Hosoka momba ny fifidianana Manana hatramin’ny 10 aogositra izay hitory

Hatramin’ny omaly alakamisy dia miisa dimy ny fitoriana tonga eo anivon’ny Fitsarana ny ady amin’ny fanjakana ao Toamasina,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Aogositra 2015
Politique.Ankaboka – Marovoay Hala-bato ankitsirano ?

Iray amin’ireo Kaominina vaovao 149 i Ankaboka ao amin’ny Distrikan’i Marovoay. Sambany ny vahoaka tany no niatrika fifidianana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Aogositra 2015
Politique.Kaominina Alasora Kandidà roa niara-nametraka fitoriana

Noho ny ambaran’izy ireo fa fisian’ny fitanilana be dia be hita taratra nandritra ny fifidianana kaominaly farany teo dia niara-nametraka fitoriana eny amin’ny “Chambre administrative” i Neny Julia (fikambanana Mahasoa) sy Thierry Rabary (Mapar),

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Aogositra 2015
Politique.Praiminisitra Ravelonarivo Tsy masina an-taniny

Nanara-dia ireo filohan’antoko tsy nahovoka tamin’ny fifidianana Ben’ny tanàna natao ny 31 jolay 2015 teo koa ny praiminisitra Jean Ravelonarivo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Aogositra 2015
Politique.Ambatolahy – Antanifotsy Tsy mahatanty resy ny HVM

Mitarika amin’ny isam-bato mazava 1078, amin’ireo birao fandatsaham-bato miisa 8 ny Tiako I Madagasikara ao amin’ny Kaominina Ambatolahy, miohatra amin’ny lisitra HVM, manana 976.

Hamaky ny tohiny
FTT