• Alakamisy 06 Aogositra 2015
Politique.Mangalaza Eugène Tontosa ny tapany faharoa amin’ny Tondrozotra

Midika ho fahavitan’ny tapany faharoa amin’ny tondrozotra ny fahavitan’iny fifidianana kaominaly tamin’ny 31 jolay 2015 iny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Aogositra 2015
Politique.Andilanatoby Ambatondrazaka Misy mitady hamadika ny voka-pifidianana

Nandresy mazava ny tamin’ny isam-bato 907 azony ny kandidà TIM Ravelomanana Victor tao amin’ny kaominin’Andilanatoby any amin’ny distrikan’Ambatondrazaka Alaotra Mangoro tamin’ny fifidianana ben’ny tanàna farany teo

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Aogositra 2015
Politique.Fianarantsoa Hakatona ny VIVA ?

Mihazakazaka ny toe-draharaha ao Fianarantsoa. Raha tsy mbola miravona ny fifandroritan’ny HVM sy ny MAPAR

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Aogositra 2015
KMF.CNOE “Tsy mbola voafehintsika ny fanaovana fifidianana"

Namoaka ny vokatra amin’ny ampahany ny fanaraha-maso nataon’izy ireo tamin’ny fifidianana kaominaly 2015 teo ny fiarahamonim-pirenena KMF/CNOE omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Aogositra 2015
Politique.Fianarantsoa

Manamafy ny tsy fanekeny ny voka-pifidianana navoakan’ny CENI-T ao Fianarantsoa ny kandidan’ny MAPAR Razanamahasoa Christine,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Aogositra 2015
Politique.TIM Antsirabe I « Mandresy izahay ary manana porofo »

Nivoaka tamin’ny fahanginany ny Tim Antsirabe ka nanambara tamin’ny mpomba azy mba ho tony sy hiandry am-pitoniana ny vokatra tena ofisialy mikasika ny fifidianana ho Ben’ny Tanàna farany teo

Hamaky ny tohiny
FTT