• Alatsinainy 10 Aogositra 2015
Politique.Masoivohon’i Frantsa - Ambatomena Nilanjan’ny andiana Malagasy maro sainam-pirenena

Nifamotoana teo anoloan’ny masoivoho frantsay teo Ambatomena ny andiana Malagasy maro samy nitondra sainam-pirenena avy, ny sabotsy teo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Aogositra 2015
Politique.Fikambanana Mahasoa sy ny Mapar Alasora Ny kandidà MDV n°4 no tena voakasiky ny fitarainana

Nanitsy ny voalazan’izy ireo tao amin’ny lahatsoratry ny gazety Tia Tanindrazana tamin’ny zoma 7 aogositra tak faha-4 ny fikambanana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Aogositra 2015
Politique.Kiranomena - Fenoarivobe Nandresy ny kandidan’ny TIM

Tsy mba ny fitarainana faheno etsy sy eroa no zava-nitranga tany Kiranomena Fenoarivobe

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Aogositra 2015
Politique.TIAKO I MADAGASIKARA

Mitaky ny hanafoanana ny fifidianana tao Toamasina I Nivoaka tamin’ny fahanginany ny antoko Tiako I Madagasikara tao Toamasina taorian’ny fifidianana izay ho ben’ny tanàna sy mpanolotsaina farany teo. Manana porofo izahay fa kitoatoa iny fifidianana iny, hoy ny TIM ary efa nisy ny fitoriana napetraka eny amin’ny fitsarana

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Aogositra 2015
Politique.Henri Rasamoelina «Izay valim-pifidianana marina avoaka»

Niala amin’ny fahanginany ny minisitry ny asam-panjakana sy ny asa ary ny lalàna sosialy tamin’ny tetezamita, Henri Rasamoelina manoloana ny savorovoro politika miseho ao Fianarantsoa.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Aogositra 2015
Politique.Marc Ravalomanana Mpitarika nampitraka an’i Madagasikara

Nitranga ny fanakorontanana niafara tamin’ny fanonganam-panjakana niaraka tamin’ny fanevatevana ireo soatoavina tena Malagasy ny taona 2009. Tsy nionona fotsiny tamin’ny fanapotehana ny tontolo ara-toekarena sy ny lafiny ara-tsosialy ireo fahavalom-pirenena ho fiarovana ny tombontsoan’ny mpanjanaka fa nanimba tanteraka ny fihavanana izay mampiavaka ny Malagasy.

Hamaky ny tohiny
FTT