• Zoma 07 Aogositra 2015
Politique.Fianarantsoa Hamory vahoaka ry Pety anio

Hamory vahoaka ao amin’ny Kianjan’ny Demokrasia - Fianarantsoa anio i Pety Rakotoniaina, filohan’ny antoko Tambatra sady kandida Ben’ny tanàna tao Fianarantsoa I.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Aogositra 2015
Politique.2009 … 2015 Io indray ry Frantsay !

Ity ilay tonga amin’ny fitenenana hoe : efa miserana vao manao mbay lalana. Omaly dia nandefa taratasy fialan-tsiny amin’ny vahoaka malagasy tamin’ny alalan’ny minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Jean Anicet Andriamosarisoa ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Aogositra 2015
Politique.Gouvenemanta Malagasy Mbola miasa tsara fa tsy fotoanan’ny fanovana azy izao

Mbola tena miasa tsara ny governemanta malagasy am-perinasa ankehitriny, hoy ny PM Jean Ravelonarivo raha nitafa fohy tamin’ny mpanao gazety izy omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Aogositra 2015
Politique.Voka-pifidianana - Ambatondrazaka Miahiahy ny SRMV ny ankamaroan’ireo kandida

Betsaka amin’ireo voka-pifidianana avy eny ifotony no niova rehefa namoaka vokatra vonjimaika ny CRMV Ambatondrazaka. Misy ny vokatra avy amin’ny birao fandatsaham-bato (BV) no tsy nampidirin’ny CID

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Aogositra 2015
Politique.Antoko MTS n’i Roland Ratsiraka Miahiahy amin’ny voka-pifidianana

Nampiaka-peo momba ny tsy fahatomombanan’ny fifidianana ihany koa ny antoko MTS. Mampiahiahy anay ny fizotry ny fifidianana tany amin’ny faritra 3 dia Betsiboka, Atsinanana ary Androy, hoy Atoa José Michel mpandrindra

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Aogositra 2015
Politique.Antenimierandoholona Efa lasan’ny HVM

Efa mazava ankehitriny ny kajy politikan’ny HVM fa ny hahatafiditra ben’ny tanàna sy mpanolotsain’ny tanàna be indrindra

Hamaky ny tohiny
FTT