- Sabotsy 08 Aogositra 2015
Politique.Kiranomena - Fenorivobe
Nandresy ny kandidà TIM, Randrianaivoarison Jaona Lydian nahazo ny 55,20%,
Hamaky ny tohinyNandresy ny kandidà TIM, Randrianaivoarison Jaona Lydian nahazo ny 55,20%,
Hamaky ny tohinyMankalaza ny faha-40 taona nisiany ny orinasa FANALAMANGA.
Hamaky ny tohinyMisy kandida mpanolotsaina amin’ny lisitra MAPAR
Hamaky ny tohinyVaky bantsilana ny kilalao maloton’ny HVM ary mihamafana ny toe-draharaha ao Toliara. Mpifidy maro tsy mitovy firehan-kevitra amin’ny kandidàm-panjakana noverezin-jo.
Hamaky ny tohinyNanitsy ny voalazan’izy ireo omaly ka nivoaka tao amin’ny lahatsoratry ny gazety Tia Tanindrazana omaly zoma 7 aogositra tak faha-4 ny fikambanana Mahasoa tamin’ny alalan’ny kandidà Neny Julia sy ny Mapar tamin’ny alalan’ny kandidà Thierry Rabary fa tsy ny kandidàm-panjakana no voakasiky ny fitarainana nataon’izy ireo fa ny kandidà an’ny MDV laharana faha-4
Hamaky ny tohinyNy fahavitan’ny latsa-bato tamin’ny 31 jolay 2015 no ela dia manao ranolava ny fiarahabana sy ny fanasana any ivelany tonga amin’i Neny Lalao Ravalomanana, kandidan’ny TIM voafidy ho Ben’ny tanànan’Antananarivo renivohitra
Hamaky ny tohiny